plt_tn/mat/07/26.md

16 lines
661 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no fiafaran'ny Toriten'i Jesosy teo an-Tendrombohitra, izay niantomboka tao amin'ny toko faha 5:1.
# tahaka ny olona adala izay manorina ny tranony eny ambony fasika
Manohy mampiasa ilay fanoharana tao amin'ny andininy teo aloha i Jesosy. Mampitaha ireo izay tsy mankatoa ny teniny amin'ny mpanorin-trano adala Izy. Ny adala ihany no hanorina trano eo amina toerana feno fasika izay afaka hoentin'ny orana, riaka, ary rivotra.
# nianjera
Ampiasao ny teny amin'ny fiteninao izay mamaritra ny zava-mitranga rehefa mianjera ny trano.
# ary feno ny faharavany
Handrava azy tanteraka ny orana, ny riaka, ary ny rivotra.