plt_tn/luk/24/33.md

32 lines
940 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ireo roa lahy nandeha tany Jerosalema tany amin'ireo mpianatra iraika ambin'ny folo mba hilaza azy ireo ny momban'i Jesosy.
# Nitsangana izy ireo
Nitsangana ireo roa lahy.
# ireo iraika ambin'ny folo
Ity dia maneho ireo apostolin'i Jesosy. Jodasy dia tsy ao anatin'izy ireo intsony.
# niteny hoe: ''Ny Tompo dia nitsangana tokoa
Ireo apostoly iraika ambin'ny folo sy ireo izay niaraka tamin'izy ireo dia niteny ity. DH: ''izay nilaza ireo mpianatra iraika ambin'ny folo hoe: ''Nitsangana tokoa ny Tompo''
# Koa nolazain'izy ireo
''Koa nolazain'ireo roa lahy azy ireo''
# izay zavatra nitranga teny an-dalana
Ity dia maneho ny fisehoan'i Jesosy tamin'izy ireo raha teny amin'ny lalany mankany amin'ny tanàn'i Emaosy izy ireo.
# ny fomba nisehoan'i Jesosy tamin'izy ireo
DH: ''ny fomba nahafantaran'izy ireo an'i Jesosy''
# tamin'ny fanapahana ilay mofo
''rehefa nanapaka ilay mofo Jesosy''