plt_tn/luk/24/33.md

940 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ireo roa lahy nandeha tany Jerosalema tany amin'ireo mpianatra iraika ambin'ny folo mba hilaza azy ireo ny momban'i Jesosy.

Nitsangana izy ireo

Nitsangana ireo roa lahy.

ireo iraika ambin'ny folo

Ity dia maneho ireo apostolin'i Jesosy. Jodasy dia tsy ao anatin'izy ireo intsony.

niteny hoe: ''Ny Tompo dia nitsangana tokoa

Ireo apostoly iraika ambin'ny folo sy ireo izay niaraka tamin'izy ireo dia niteny ity. DH: ''izay nilaza ireo mpianatra iraika ambin'ny folo hoe: ''Nitsangana tokoa ny Tompo''

Koa nolazain'izy ireo

''Koa nolazain'ireo roa lahy azy ireo''

izay zavatra nitranga teny an-dalana

Ity dia maneho ny fisehoan'i Jesosy tamin'izy ireo raha teny amin'ny lalany mankany amin'ny tanàn'i Emaosy izy ireo.

ny fomba nisehoan'i Jesosy tamin'izy ireo

DH: ''ny fomba nahafantaran'izy ireo an'i Jesosy''

tamin'ny fanapahana ilay mofo

''rehefa nanapaka ilay mofo Jesosy''