# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ireo roa lahy nandeha tany Jerosalema tany amin'ireo mpianatra iraika ambin'ny folo mba hilaza azy ireo ny momban'i Jesosy. # Nitsangana izy ireo Nitsangana ireo roa lahy. # ireo iraika ambin'ny folo Ity dia maneho ireo apostolin'i Jesosy. Jodasy dia tsy ao anatin'izy ireo intsony. # niteny hoe: ''Ny Tompo dia nitsangana tokoa Ireo apostoly iraika ambin'ny folo sy ireo izay niaraka tamin'izy ireo dia niteny ity. DH: ''izay nilaza ireo mpianatra iraika ambin'ny folo hoe: ''Nitsangana tokoa ny Tompo'' # Koa nolazain'izy ireo ''Koa nolazain'ireo roa lahy azy ireo'' # izay zavatra nitranga teny an-dalana Ity dia maneho ny fisehoan'i Jesosy tamin'izy ireo raha teny amin'ny lalany mankany amin'ny tanĂ n'i Emaosy izy ireo. # ny fomba nisehoan'i Jesosy tamin'izy ireo DH: ''ny fomba nahafantaran'izy ireo an'i Jesosy'' # tamin'ny fanapahana ilay mofo ''rehefa nanapaka ilay mofo Jesosy''