plt_tn/luk/24/08.md

778 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ireo vehivavy dia nandeha nilaza ireo apostoly ny momban'izay hitan'izy ireo teny amin'ny fasana.

nahatsiaro ireo teniny

Eto ny ''teny'' dia maneho ny fanambarana nataon'i Jesosy. DH: ''nahatsiaro izay nolazain'i Jesosy''

ireo iraika ambin'ny folo sy ny ambiny rehetra

''ny ambin'ireo mpianatra rehetra izay niaraka tamin'ireo apostoly.''

ireo iraika ambin'ny folo

Ity no fiantsoan'i Lioka voalohany an'ireo iraika ambin'ny folo, satria Jodasy nandao ireo roa ambin'ny folo ary namadika an'i Jesosy.

Ary

Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana fihatoana ao amin'ny tantara fototra. Eto Lioka dia manome ny anaran'ny sasany amin'ireo vehivavy izay tonga avy any am-pasana ary niteny ireo apostoly izay nitranga tany.