plt_tn/luk/24/08.md

20 lines
778 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ireo vehivavy dia nandeha nilaza ireo apostoly ny momban'izay hitan'izy ireo teny amin'ny fasana.
# nahatsiaro ireo teniny
Eto ny ''teny'' dia maneho ny fanambarana nataon'i Jesosy. DH: ''nahatsiaro izay nolazain'i Jesosy''
# ireo iraika ambin'ny folo sy ny ambiny rehetra
''ny ambin'ireo mpianatra rehetra izay niaraka tamin'ireo apostoly.''
# ireo iraika ambin'ny folo
Ity no fiantsoan'i Lioka voalohany an'ireo iraika ambin'ny folo, satria Jodasy nandao ireo roa ambin'ny folo ary namadika an'i Jesosy.
# Ary
Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana fihatoana ao amin'ny tantara fototra. Eto Lioka dia manome ny anaran'ny sasany amin'ireo vehivavy izay tonga avy any am-pasana ary niteny ireo apostoly izay nitranga tany.