# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ireo vehivavy dia nandeha nilaza ireo apostoly ny momban'izay hitan'izy ireo teny amin'ny fasana. # nahatsiaro ireo teniny Eto ny ''teny'' dia maneho ny fanambarana nataon'i Jesosy. DH: ''nahatsiaro izay nolazain'i Jesosy'' # ireo iraika ambin'ny folo sy ny ambiny rehetra ''ny ambin'ireo mpianatra rehetra izay niaraka tamin'ireo apostoly.'' # ireo iraika ambin'ny folo Ity no fiantsoan'i Lioka voalohany an'ireo iraika ambin'ny folo, satria Jodasy nandao ireo roa ambin'ny folo ary namadika an'i Jesosy. # Ary Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana fihatoana ao amin'ny tantara fototra. Eto Lioka dia manome ny anaran'ny sasany amin'ireo vehivavy izay tonga avy any am-pasana ary niteny ireo apostoly izay nitranga tany.