plt_tn/luk/23/52.md

549 B

Io lehilahy io

''Josefa''

nanatona an'i Pilato

''nankany amin'i Pilato ary nangataka''

ny vatan'i Jesosy

''mba haka ny vatan'i Jesosy ary handevina izany''

Nalainy nidina izany

''Nalain'i Josefa avy teo amin'ny hazofijaliana ny vatan'i Jesosy''

norakofany hariry madinika

''nandrakotra ilay vatana tamin'ny hariry madinika.'' Izany no fomba fandevenana tamin'izany fotoana izany.

izay tsy mbola nisy olona nalevina mihintsy

DH: ''tsy mbola nisy olona nametraka nofo mangatsika mihintsy tao amin'izany fasana izany teo aloha''