# Io lehilahy io ''Josefa'' # nanatona an'i Pilato ''nankany amin'i Pilato ary nangataka'' # ny vatan'i Jesosy ''mba haka ny vatan'i Jesosy ary handevina izany'' # Nalainy nidina izany ''Nalain'i Josefa avy teo amin'ny hazofijaliana ny vatan'i Jesosy'' # norakofany hariry madinika ''nandrakotra ilay vatana tamin'ny hariry madinika.'' Izany no fomba fandevenana tamin'izany fotoana izany. # izay tsy mbola nisy olona nalevina mihintsy DH: ''tsy mbola nisy olona nametraka nofo mangatsika mihintsy tao amin'izany fasana izany teo aloha''