plt_tn/luk/23/52.md

24 lines
549 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Io lehilahy io
''Josefa''
# nanatona an'i Pilato
''nankany amin'i Pilato ary nangataka''
# ny vatan'i Jesosy
''mba haka ny vatan'i Jesosy ary handevina izany''
# Nalainy nidina izany
''Nalain'i Josefa avy teo amin'ny hazofijaliana ny vatan'i Jesosy''
# norakofany hariry madinika
''nandrakotra ilay vatana tamin'ny hariry madinika.'' Izany no fomba fandevenana tamin'izany fotoana izany.
# izay tsy mbola nisy olona nalevina mihintsy
DH: ''tsy mbola nisy olona nametraka nofo mangatsika mihintsy tao amin'izany fasana izany teo aloha''