plt_tn/luk/22/49.md

562 B

ireo izay nanodidina an'i Jesosy

Ity dia maneho ireo mpiantr'i Jesosy.

ny zava-nitranga

Ity dia maneho ireo mpisorona sy miaramila tonga hisambotra an'i Jesosy.

hemely amin'ny sabatra

''hiady amin'izy ireo miaraka amin'ny sabatra''

iray tamin'izy ireo

''iray tamin'ireo mpianatra''

namely ny mpanompon'ny mpisoronabe

''namely ny mpanompon'ny mpisoronabe tamin'ny sabatra''

Ampy izay

Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: ''aza manao toy izany intsony!''

nokasihiny ny sofiny

''nikasika ny sofin'ilay mpanompo izay voatapaka ny sofiny''