plt_tn/luk/22/49.md

28 lines
562 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ireo izay nanodidina an'i Jesosy
Ity dia maneho ireo mpiantr'i Jesosy.
# ny zava-nitranga
Ity dia maneho ireo mpisorona sy miaramila tonga hisambotra an'i Jesosy.
# hemely amin'ny sabatra
''hiady amin'izy ireo miaraka amin'ny sabatra''
# iray tamin'izy ireo
''iray tamin'ireo mpianatra''
# namely ny mpanompon'ny mpisoronabe
''namely ny mpanompon'ny mpisoronabe tamin'ny sabatra''
# Ampy izay
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: ''aza manao toy izany intsony!''
# nokasihiny ny sofiny
''nikasika ny sofin'ilay mpanompo izay voatapaka ny sofiny''