# ireo izay nanodidina an'i Jesosy Ity dia maneho ireo mpiantr'i Jesosy. # ny zava-nitranga Ity dia maneho ireo mpisorona sy miaramila tonga hisambotra an'i Jesosy. # hemely amin'ny sabatra ''hiady amin'izy ireo miaraka amin'ny sabatra'' # iray tamin'izy ireo ''iray tamin'ireo mpianatra'' # namely ny mpanompon'ny mpisoronabe ''namely ny mpanompon'ny mpisoronabe tamin'ny sabatra'' # Ampy izay Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: ''aza manao toy izany intsony!'' # nokasihiny ny sofiny ''nikasika ny sofin'ilay mpanompo izay voatapaka ny sofiny''