plt_tn/luk/21/05.md

723 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy mivadika amin'ny firesahana momban'ilay mpitondratena mba hampianarana momban'ny tempoly.

fanatitra

''zavatra izay nomen'ny olona an'Andriamanitra''

ireo zavatra izay hitanareo ireo

Ity dia maneho ilay tempoly mahafinaritra sy ny haingony.

ho avy ny andro izay

''hisy fotoana izay'' na ''indray andro any''

tsy hisy vato na iray aza hijanona amin'ny hafa

DH: ''ireo fahavalo dia tsy hamela na dia vato iray aza eo ambonin'ny hafa.''

tsy hisy na vato iray ... tsy ho ravana

DH: ''ny vato rehetra dia ho esorina amin'ny toerany ary ho ravaina avokoa''

ka tsy ho ravaina

DH: ''Ho ravaina avokoa izy rehetra'' na ''ireo fahavalo dia handrava ny vato rehetra''