plt_tn/luk/21/05.md

28 lines
723 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy mivadika amin'ny firesahana momban'ilay mpitondratena mba hampianarana momban'ny tempoly.
# fanatitra
''zavatra izay nomen'ny olona an'Andriamanitra''
# ireo zavatra izay hitanareo ireo
Ity dia maneho ilay tempoly mahafinaritra sy ny haingony.
# ho avy ny andro izay
''hisy fotoana izay'' na ''indray andro any''
# tsy hisy vato na iray aza hijanona amin'ny hafa
DH: ''ireo fahavalo dia tsy hamela na dia vato iray aza eo ambonin'ny hafa.''
# tsy hisy na vato iray ... tsy ho ravana
DH: ''ny vato rehetra dia ho esorina amin'ny toerany ary ho ravaina avokoa''
# ka tsy ho ravaina
DH: ''Ho ravaina avokoa izy rehetra'' na ''ireo fahavalo dia handrava ny vato rehetra''