# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy mivadika amin'ny firesahana momban'ilay mpitondratena mba hampianarana momban'ny tempoly. # fanatitra ''zavatra izay nomen'ny olona an'Andriamanitra'' # ireo zavatra izay hitanareo ireo Ity dia maneho ilay tempoly mahafinaritra sy ny haingony. # ho avy ny andro izay ''hisy fotoana izay'' na ''indray andro any'' # tsy hisy vato na iray aza hijanona amin'ny hafa DH: ''ireo fahavalo dia tsy hamela na dia vato iray aza eo ambonin'ny hafa.'' # tsy hisy na vato iray ... tsy ho ravana DH: ''ny vato rehetra dia ho esorina amin'ny toerany ary ho ravaina avokoa'' # ka tsy ho ravaina DH: ''Ho ravaina avokoa izy rehetra'' na ''ireo fahavalo dia handrava ny vato rehetra''