plt_tn/luk/19/37.md

24 lines
808 B
Markdown

# Ary rehefa nanakaiky Izy
''Rehefa nanatona akaiky Jesosy.'' Ireo mpianatr'i Jesosy dia niaraka taminy.
# nohon'ny asa lehibe rehetra izay hitan'izy ireo
''ireo zavatra lehibe izay hitan'izy ireo nataon'i Jesosy''
# Deraina anie ny mpanjaka
Niteny ity momban'i Jesosy izy ireo.
# amin'ny anaran'ny Tompo
Eto ny ''anarana'' dia maneho ny hery sy fahefana. Ary ny ''Tompo'' dia maneho an' Andriamanitra.
# Fiadanana any an-danitra
''hisy fiadanana anie any an-danitra.'' Milaza izay antenain'izy ireo hitranga izy ireo.
# voninahitra any amin'ny avo indrindra
Ny ''avo indrindra'' dia maneho ny lanitra, izay ipetrahan'Andriamanitra. DH: ''avelao ny rehetra hanome voninahitra an'Andriamanitra any amin'ny lanitra avo indrindra'' na ''avelao ny rehetra hidera an'Andriamanitra ilay Avo indrindra''