plt_tn/luk/19/37.md

808 B

Ary rehefa nanakaiky Izy

''Rehefa nanatona akaiky Jesosy.'' Ireo mpianatr'i Jesosy dia niaraka taminy.

nohon'ny asa lehibe rehetra izay hitan'izy ireo

''ireo zavatra lehibe izay hitan'izy ireo nataon'i Jesosy''

Deraina anie ny mpanjaka

Niteny ity momban'i Jesosy izy ireo.

amin'ny anaran'ny Tompo

Eto ny ''anarana'' dia maneho ny hery sy fahefana. Ary ny ''Tompo'' dia maneho an' Andriamanitra.

Fiadanana any an-danitra

''hisy fiadanana anie any an-danitra.'' Milaza izay antenain'izy ireo hitranga izy ireo.

voninahitra any amin'ny avo indrindra

Ny ''avo indrindra'' dia maneho ny lanitra, izay ipetrahan'Andriamanitra. DH: ''avelao ny rehetra hanome voninahitra an'Andriamanitra any amin'ny lanitra avo indrindra'' na ''avelao ny rehetra hidera an'Andriamanitra ilay Avo indrindra''