# Ary rehefa nanakaiky Izy ''Rehefa nanatona akaiky Jesosy.'' Ireo mpianatr'i Jesosy dia niaraka taminy. # nohon'ny asa lehibe rehetra izay hitan'izy ireo ''ireo zavatra lehibe izay hitan'izy ireo nataon'i Jesosy'' # Deraina anie ny mpanjaka Niteny ity momban'i Jesosy izy ireo. # amin'ny anaran'ny Tompo Eto ny ''anarana'' dia maneho ny hery sy fahefana. Ary ny ''Tompo'' dia maneho an' Andriamanitra. # Fiadanana any an-danitra ''hisy fiadanana anie any an-danitra.'' Milaza izay antenain'izy ireo hitranga izy ireo. # voninahitra any amin'ny avo indrindra Ny ''avo indrindra'' dia maneho ny lanitra, izay ipetrahan'Andriamanitra. DH: ''avelao ny rehetra hanome voninahitra an'Andriamanitra any amin'ny lanitra avo indrindra'' na ''avelao ny rehetra hidera an'Andriamanitra ilay Avo indrindra''