plt_tn/luk/18/34.md

16 lines
518 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity andininy ity dia tsy ao anatin'ny fizarana ao amin'ny tantara fototra, fa kosa fanehoan-kevitra momban'ity fizaran'ny tantara ity.
# ireo zavatra ireo
Ity dia maneho ny famaritan'i Jesosy ny fomba hijaliany sy hafatesany ao Jerosalema, ary fa Izy dia hitsangana amin'ny maty.
# nafenina tamin'izy ireo izany teny izany
DH: ''Andriamanitra nanakana azy ireo hahazo ny dikan'izay nolazainy azy ireo''
# ny zavatra izay voalaza
DH: ''ireo zavatra izay nolazain'i Jesosy''