plt_tn/luk/18/34.md

518 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity andininy ity dia tsy ao anatin'ny fizarana ao amin'ny tantara fototra, fa kosa fanehoan-kevitra momban'ity fizaran'ny tantara ity.

ireo zavatra ireo

Ity dia maneho ny famaritan'i Jesosy ny fomba hijaliany sy hafatesany ao Jerosalema, ary fa Izy dia hitsangana amin'ny maty.

nafenina tamin'izy ireo izany teny izany

DH: ''Andriamanitra nanakana azy ireo hahazo ny dikan'izay nolazainy azy ireo''

ny zavatra izay voalaza

DH: ''ireo zavatra izay nolazain'i Jesosy''