# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity andininy ity dia tsy ao anatin'ny fizarana ao amin'ny tantara fototra, fa kosa fanehoan-kevitra momban'ity fizaran'ny tantara ity. # ireo zavatra ireo Ity dia maneho ny famaritan'i Jesosy ny fomba hijaliany sy hafatesany ao Jerosalema, ary fa Izy dia hitsangana amin'ny maty. # nafenina tamin'izy ireo izany teny izany DH: ''Andriamanitra nanakana azy ireo hahazo ny dikan'izay nolazainy azy ireo'' # ny zavatra izay voalaza DH: ''ireo zavatra izay nolazain'i Jesosy''