plt_tn/luk/16/25.md

615 B

Anaka

Ilay lehilahy mpanan-karena dia iray amin'ireo taranak'i Abrahama.

zavatra tsara

"zavatra mahafinaritra"

zavatra ratsy

"nahazo zavatra ratsy" na "nahazo zavatra izay nahatonga azy nijaly"

voatambitamby

"voakarakara" na "faly izy aty"

fangirifiriana

"fijaliana"

Ankoatra izany rehetra izany

"Fanampin'izany"

nisy hantsana lehibe napetraka

DH: "Nametrahan'Andriamanitra lohasaha be eo anelanelantsika sy ianao"

hantsana

"'hantsana, lalina sy lohasaha lehibe" na "fisarahana lehibe"

ireo izay te-hiampita

"ireo olona izay te-hiampiata ilay hantsana" na "raha misy te-hiampita"