# Anaka Ilay lehilahy mpanan-karena dia iray amin'ireo taranak'i Abrahama. # zavatra tsara "zavatra mahafinaritra" # zavatra ratsy "nahazo zavatra ratsy" na "nahazo zavatra izay nahatonga azy nijaly" # voatambitamby "voakarakara" na "faly izy aty" # fangirifiriana "fijaliana" # Ankoatra izany rehetra izany "Fanampin'izany" # nisy hantsana lehibe napetraka DH: "Nametrahan'Andriamanitra lohasaha be eo anelanelantsika sy ianao" # hantsana "'hantsana, lalina sy lohasaha lehibe" na "fisarahana lehibe" # ireo izay te-hiampita "ireo olona izay te-hiampiata ilay hantsana" na "raha misy te-hiampita"