plt_tn/luk/16/25.md

36 lines
615 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Anaka
Ilay lehilahy mpanan-karena dia iray amin'ireo taranak'i Abrahama.
# zavatra tsara
"zavatra mahafinaritra"
# zavatra ratsy
"nahazo zavatra ratsy" na "nahazo zavatra izay nahatonga azy nijaly"
# voatambitamby
"voakarakara" na "faly izy aty"
# fangirifiriana
"fijaliana"
# Ankoatra izany rehetra izany
"Fanampin'izany"
# nisy hantsana lehibe napetraka
DH: "Nametrahan'Andriamanitra lohasaha be eo anelanelantsika sy ianao"
# hantsana
"'hantsana, lalina sy lohasaha lehibe" na "fisarahana lehibe"
# ireo izay te-hiampita
"ireo olona izay te-hiampiata ilay hantsana" na "raha misy te-hiampita"