plt_tn/luk/15/28.md

808 B

nanompoako anao

"niasa mafy ho anao aho" na "niasa mafy toy ny mpanompo ho anao aho"

mbola tsy nandika ny lalànao aho.

"mbola nankatoa foana ireo didinao" na "nankatoa foana ny zavatra rehetra izay nasainao ho ataoko"

zanak'osy

Ny zanak'osy dia leky kokoa ary mora kokoa noho ny zanak'omby matavy. DH: "na dia zanak'ozy aza"

ny zanakao lahy

"zanaka lahy avy aminao." Ilay lahimatoa naneho ilay rahalahiny tamin'izany fomba izany mba hampisehoana ny hatezerany.

nandriatra ny fanananao tamin'ny mpivaro-tena

"nandany ny harenao tamin'ny mpivaro-tena" na '"nanary ny volanao rehetra tamin'ny fandoavana mpivaro-tena." Dika azo heverina: Milaza ny fomba nandanian'ilay rahalahiny ilay vola izy

zanak'omby matavy

DH: ''ny omby tsara indrindra" na "ilay zanaka biby izay natavezintsika."