plt_tn/luk/15/28.md

24 lines
808 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nanompoako anao
"niasa mafy ho anao aho" na "niasa mafy toy ny mpanompo ho anao aho"
# mbola tsy nandika ny lalànao aho.
"mbola nankatoa foana ireo didinao" na "nankatoa foana ny zavatra rehetra izay nasainao ho ataoko"
# zanak'osy
Ny zanak'osy dia leky kokoa ary mora kokoa noho ny zanak'omby matavy. DH: "na dia zanak'ozy aza"
# ny zanakao lahy
"zanaka lahy avy aminao." Ilay lahimatoa naneho ilay rahalahiny tamin'izany fomba izany mba hampisehoana ny hatezerany.
# nandriatra ny fanananao tamin'ny mpivaro-tena
"nandany ny harenao tamin'ny mpivaro-tena" na '"nanary ny volanao rehetra tamin'ny fandoavana mpivaro-tena." Dika azo heverina: Milaza ny fomba nandanian'ilay rahalahiny ilay vola izy
# zanak'omby matavy
DH: ''ny omby tsara indrindra" na "ilay zanaka biby izay natavezintsika."