# nanompoako anao "niasa mafy ho anao aho" na "niasa mafy toy ny mpanompo ho anao aho" # mbola tsy nandika ny lalànao aho. "mbola nankatoa foana ireo didinao" na "nankatoa foana ny zavatra rehetra izay nasainao ho ataoko" # zanak'osy Ny zanak'osy dia leky kokoa ary mora kokoa noho ny zanak'omby matavy. DH: "na dia zanak'ozy aza" # ny zanakao lahy "zanaka lahy avy aminao." Ilay lahimatoa naneho ilay rahalahiny tamin'izany fomba izany mba hampisehoana ny hatezerany. # nandriatra ny fanananao tamin'ny mpivaro-tena "nandany ny harenao tamin'ny mpivaro-tena" na '"nanary ny volanao rehetra tamin'ny fandoavana mpivaro-tena." Dika azo heverina: Milaza ny fomba nandanian'ilay rahalahiny ilay vola izy # zanak'omby matavy DH: ''ny omby tsara indrindra" na "ilay zanaka biby izay natavezintsika."