plt_tn/luk/15/06.md

817 B

rehefa tonga ao an-trano izy

"rehefa tonga ao an-trano ny tompon'ilay ondry"

toy izany koa

''mitovy amin'izany" na "tahaka ny hifalian'ilay mpiandry ondry sy ireo namany ary ireo mpiara-monia aminy"

hisy fifaliana any an-danitra

"hifaly avokoa izay rehetra any an-danitra"

olo-marina sivy amby sivy folo

Olo-marina 99

mihoatra noho ireo olo-marina sivy amby sivy folo izay tsy mila mibebaka

Izany dia tsy midika hoe Andriamanitra dia tsy mankasitraka ireo izay mankàtoa Azy--tena mahafinaritra Azy ireo. Fa ny fifaliana any an-danitra rehefa voavonjy tamin'ny fahotany ny olona iray dia mbola hafaliana lehibe kokoa!

tsy mila mibebaka

Ity dia tsy midika hoe ireo mpino dia tsy mila mibebaka mihintsy, mibebaka avokoa ireo. Fanatomboana resaka fotsiny ny an'i Jesosy mba ahazoana ilay hevitra.