plt_tn/luk/15/06.md

24 lines
817 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# rehefa tonga ao an-trano izy
"rehefa tonga ao an-trano ny tompon'ilay ondry"
# toy izany koa
''mitovy amin'izany" na "tahaka ny hifalian'ilay mpiandry ondry sy ireo namany ary ireo mpiara-monia aminy"
# hisy fifaliana any an-danitra
"hifaly avokoa izay rehetra any an-danitra"
# olo-marina sivy amby sivy folo
Olo-marina 99
# mihoatra noho ireo olo-marina sivy amby sivy folo izay tsy mila mibebaka
Izany dia tsy midika hoe Andriamanitra dia tsy mankasitraka ireo izay mankàtoa Azy--tena mahafinaritra Azy ireo. Fa ny fifaliana any an-danitra rehefa voavonjy tamin'ny fahotany ny olona iray dia mbola hafaliana lehibe kokoa!
# tsy mila mibebaka
Ity dia tsy midika hoe ireo mpino dia tsy mila mibebaka mihintsy, mibebaka avokoa ireo. Fanatomboana resaka fotsiny ny an'i Jesosy mba ahazoana ilay hevitra.