# rehefa tonga ao an-trano izy "rehefa tonga ao an-trano ny tompon'ilay ondry" # toy izany koa ''mitovy amin'izany" na "tahaka ny hifalian'ilay mpiandry ondry sy ireo namany ary ireo mpiara-monia aminy" # hisy fifaliana any an-danitra "hifaly avokoa izay rehetra any an-danitra" # olo-marina sivy amby sivy folo Olo-marina 99 # mihoatra noho ireo olo-marina sivy amby sivy folo izay tsy mila mibebaka Izany dia tsy midika hoe Andriamanitra dia tsy mankasitraka ireo izay mankàtoa Azy--tena mahafinaritra Azy ireo. Fa ny fifaliana any an-danitra rehefa voavonjy tamin'ny fahotany ny olona iray dia mbola hafaliana lehibe kokoa! # tsy mila mibebaka Ity dia tsy midika hoe ireo mpino dia tsy mila mibebaka mihintsy, mibebaka avokoa ireo. Fanatomboana resaka fotsiny ny an'i Jesosy mba ahazoana ilay hevitra.