plt_tn/luk/14/13.md

570 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy miresaka amin'ilay Fariseo izay nanasa Azy tao an-tranony.

asao ny mahantra

Mety hanampy ny fanampiana hoe "ihany koa." DH: "asao ihany koa ny mahantra"

dia ho sambatra ianao

DH: "dia ho tahian'Andriamanitra ianao"

tsy afaka hamaly anao izy ireo

"tsy afaka hanasa anao ho amin'ny fanasana valin'izany izy ireo"

ianao dia ho voavaly

DH: "Andriamanitra hamaly anao"

fitsanganan'ny marina

Ity dia maneho ny fitsarana farany. DH: "rehefa hatsangan'Andriamanitra ho amin'ny fiainana indray ny olo-marina"