plt_tn/luk/14/13.md

24 lines
570 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manohy miresaka amin'ilay Fariseo izay nanasa Azy tao an-tranony.
# asao ny mahantra
Mety hanampy ny fanampiana hoe "ihany koa." DH: "asao ihany koa ny mahantra"
# dia ho sambatra ianao
DH: "dia ho tahian'Andriamanitra ianao"
# tsy afaka hamaly anao izy ireo
"tsy afaka hanasa anao ho amin'ny fanasana valin'izany izy ireo"
# ianao dia ho voavaly
DH: "Andriamanitra hamaly anao"
# fitsanganan'ny marina
Ity dia maneho ny fitsarana farany. DH: "rehefa hatsangan'Andriamanitra ho amin'ny fiainana indray ny olo-marina"