# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy manohy miresaka amin'ilay Fariseo izay nanasa Azy tao an-tranony. # asao ny mahantra Mety hanampy ny fanampiana hoe "ihany koa." DH: "asao ihany koa ny mahantra" # dia ho sambatra ianao DH: "dia ho tahian'Andriamanitra ianao" # tsy afaka hamaly anao izy ireo "tsy afaka hanasa anao ho amin'ny fanasana valin'izany izy ireo" # ianao dia ho voavaly DH: "Andriamanitra hamaly anao" # fitsanganan'ny marina Ity dia maneho ny fitsarana farany. DH: "rehefa hatsangan'Andriamanitra ho amin'ny fiainana indray ny olo-marina"