plt_tn/luk/14/07.md

36 lines
982 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manohy miresaka amin'ireo vahiny ao amin'ny tranon'ilay Fariseo izay nanasa Azy hisakafo.
# ireo izay nasaina
Mety hanampy ny fanehoana ireo olona ireo. DH: '"ireo izay nasain'ilay mpitarika ny Fariseo ho amin'ny sakafo"
# ny toeram-boninahitra
"toerana ho an'ny olona manam-boninahitra" na "toerana ho an'ny olona ambony"
# Rehefa asaina ianareo
DH: "rehefa misy olona manasa ianareo"
# Rehefa asaina ... noho ianareo ... hiteny anareo izy hoe ... no andehananareo
Jesosy miresaka amin'ny vondron'olona toy ny hoe amin'ny olona tsirairay.
# satria mety nisy olona nasaina mbola manam-boninahitra noho ianareo
DH: "satria ny mpampian-trano dia mety nanasa olona mbola manan-kaja noho ianareo"
# nanasa anareo
Ity dia maneho ireo olona roa izay samy te-hahazo ny sezam-boninahitra.
# ary am-pahamenarana
"ary avy eo ho menatra ianareo ary"
# ny toerana ambany indrindra
"ny toerana ho an'ny olona tsy manan-danja indrindra"