plt_tn/luk/14/07.md

982 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy miresaka amin'ireo vahiny ao amin'ny tranon'ilay Fariseo izay nanasa Azy hisakafo.

ireo izay nasaina

Mety hanampy ny fanehoana ireo olona ireo. DH: '"ireo izay nasain'ilay mpitarika ny Fariseo ho amin'ny sakafo"

ny toeram-boninahitra

"toerana ho an'ny olona manam-boninahitra" na "toerana ho an'ny olona ambony"

Rehefa asaina ianareo

DH: "rehefa misy olona manasa ianareo"

Rehefa asaina ... noho ianareo ... hiteny anareo izy hoe ... no andehananareo

Jesosy miresaka amin'ny vondron'olona toy ny hoe amin'ny olona tsirairay.

satria mety nisy olona nasaina mbola manam-boninahitra noho ianareo

DH: "satria ny mpampian-trano dia mety nanasa olona mbola manan-kaja noho ianareo"

nanasa anareo

Ity dia maneho ireo olona roa izay samy te-hahazo ny sezam-boninahitra.

ary am-pahamenarana

"ary avy eo ho menatra ianareo ary"

ny toerana ambany indrindra

"ny toerana ho an'ny olona tsy manan-danja indrindra"