# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy manohy miresaka amin'ireo vahiny ao amin'ny tranon'ilay Fariseo izay nanasa Azy hisakafo. # ireo izay nasaina Mety hanampy ny fanehoana ireo olona ireo. DH: '"ireo izay nasain'ilay mpitarika ny Fariseo ho amin'ny sakafo" # ny toeram-boninahitra "toerana ho an'ny olona manam-boninahitra" na "toerana ho an'ny olona ambony" # Rehefa asaina ianareo DH: "rehefa misy olona manasa ianareo" # Rehefa asaina ... noho ianareo ... hiteny anareo izy hoe ... no andehananareo Jesosy miresaka amin'ny vondron'olona toy ny hoe amin'ny olona tsirairay. # satria mety nisy olona nasaina mbola manam-boninahitra noho ianareo DH: "satria ny mpampian-trano dia mety nanasa olona mbola manan-kaja noho ianareo" # nanasa anareo Ity dia maneho ireo olona roa izay samy te-hahazo ny sezam-boninahitra. # ary am-pahamenarana "ary avy eo ho menatra ianareo ary" # ny toerana ambany indrindra "ny toerana ho an'ny olona tsy manan-danja indrindra"