plt_tn/luk/13/25.md

589 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

jesosy manohy miresaka momban'ny fidirana ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.

ilay tompon-trano

Ity dia maneho ilay tompon-trano manana varavarana tery tao amin'ny andininy teo aloha. Ity dia sariteny ho an'Andriamanitra toy ny mpanapaka ny fanjakana.

hijoro ao ivelany ianareo

Jesosy niresaka tamin'ireo vahoaka. Izy dia miresaka an'izy ireo toy ny hoe hiditra amin'ilay varavarana tery mankany amin'ny fanjakana izy ireo.

handondona ny varavarana

Ity dia natao hahazoana ny sain'ilay tompon-trano.

mpanao ratsy

"olona izay manao ratsy"