plt_tn/luk/13/25.md

20 lines
589 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
jesosy manohy miresaka momban'ny fidirana ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.
# ilay tompon-trano
Ity dia maneho ilay tompon-trano manana varavarana tery tao amin'ny andininy teo aloha. Ity dia sariteny ho an'Andriamanitra toy ny mpanapaka ny fanjakana.
# hijoro ao ivelany ianareo
Jesosy niresaka tamin'ireo vahoaka. Izy dia miresaka an'izy ireo toy ny hoe hiditra amin'ilay varavarana tery mankany amin'ny fanjakana izy ireo.
# handondona ny varavarana
Ity dia natao hahazoana ny sain'ilay tompon-trano.
# mpanao ratsy
"olona izay manao ratsy"