# Fampifandraisana ny foto-kevitra jesosy manohy miresaka momban'ny fidirana ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra. # ilay tompon-trano Ity dia maneho ilay tompon-trano manana varavarana tery tao amin'ny andininy teo aloha. Ity dia sariteny ho an'Andriamanitra toy ny mpanapaka ny fanjakana. # hijoro ao ivelany ianareo Jesosy niresaka tamin'ireo vahoaka. Izy dia miresaka an'izy ireo toy ny hoe hiditra amin'ilay varavarana tery mankany amin'ny fanjakana izy ireo. # handondona ny varavarana Ity dia natao hahazoana ny sain'ilay tompon-trano. # mpanao ratsy "olona izay manao ratsy"