plt_tn/luk/13/12.md

24 lines
622 B
Markdown

# Ravehivavy, afaka amin'ny fahalemenao ianao
"Ravehivavy, sitrana tamin'ny aretinao ianao." DH: "'Ravehivavy, nafahako tamin'ny fahalemenao ianao"
# Ravehivavy, afaka amin'ny fahalemenao ianao
Tamin'ny fitenenana izany, dia nanasitrana azy Jesosy. Noho izany ity dia afaka lazaina amin'ny fehezanteny izay mampiseho fa Izy no nampitranga izany: "Ravehivavy, afahako amin'ny fahalemenao ianao"
# Napetrany teo aminy ny tanany
''nokasihany izy"
# nitraka ilay vehivavy
DH: "nitsangana izy ary nitraka"
# namaly ary niteny
"nilaza"
# sitràna
DH: "avelao ho sitranin'ny olona ianao mandritr'ireo enin'andro ireo"