plt_tn/luk/13/12.md

622 B

Ravehivavy, afaka amin'ny fahalemenao ianao

"Ravehivavy, sitrana tamin'ny aretinao ianao." DH: "'Ravehivavy, nafahako tamin'ny fahalemenao ianao"

Ravehivavy, afaka amin'ny fahalemenao ianao

Tamin'ny fitenenana izany, dia nanasitrana azy Jesosy. Noho izany ity dia afaka lazaina amin'ny fehezanteny izay mampiseho fa Izy no nampitranga izany: "Ravehivavy, afahako amin'ny fahalemenao ianao"

Napetrany teo aminy ny tanany

''nokasihany izy"

nitraka ilay vehivavy

DH: "nitsangana izy ary nitraka"

namaly ary niteny

"nilaza"

sitràna

DH: "avelao ho sitranin'ny olona ianao mandritr'ireo enin'andro ireo"