# Ravehivavy, afaka amin'ny fahalemenao ianao "Ravehivavy, sitrana tamin'ny aretinao ianao." DH: "'Ravehivavy, nafahako tamin'ny fahalemenao ianao" # Ravehivavy, afaka amin'ny fahalemenao ianao Tamin'ny fitenenana izany, dia nanasitrana azy Jesosy. Noho izany ity dia afaka lazaina amin'ny fehezanteny izay mampiseho fa Izy no nampitranga izany: "Ravehivavy, afahako amin'ny fahalemenao ianao" # Napetrany teo aminy ny tanany ''nokasihany izy" # nitraka ilay vehivavy DH: "nitsangana izy ary nitraka" # namaly ary niteny "nilaza" # sitrĂ na DH: "avelao ho sitranin'ny olona ianao mandritr'ireo enin'andro ireo"