plt_tn/luk/13/06.md

12 lines
555 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy manomboka milaza fanoharana ny vahoaka mba hanazavana ny fanambarany farany hoe: "fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho faty ihany koa ianareo rehetra"
# Nisy olona nanana hazo aviavy iray novolena teo amin'ny tanim-boalobony
''Nisy olona nanana tanim-boaloboka ary nisy hazon'aviavy nambolena teo"
# Nahoana io no avela manimba ny tany?
Ilay lehilahy mampiasa fanontaniana mba hanamafisana fa ilay hazo dia tsy ilaina ary tokony hanapaka izany ny mpikarakara zaridaina. DH: "Aza avela hanimba ny tany io"