plt_tn/luk/13/06.md

555 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy manomboka milaza fanoharana ny vahoaka mba hanazavana ny fanambarany farany hoe: "fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho faty ihany koa ianareo rehetra"

Nisy olona nanana hazo aviavy iray novolena teo amin'ny tanim-boalobony

''Nisy olona nanana tanim-boaloboka ary nisy hazon'aviavy nambolena teo"

Nahoana io no avela manimba ny tany?

Ilay lehilahy mampiasa fanontaniana mba hanamafisana fa ilay hazo dia tsy ilaina ary tokony hanapaka izany ny mpikarakara zaridaina. DH: "Aza avela hanimba ny tany io"