# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy manomboka milaza fanoharana ny vahoaka mba hanazavana ny fanambarany farany hoe: "fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho faty ihany koa ianareo rehetra" # Nisy olona nanana hazo aviavy iray novolena teo amin'ny tanim-boalobony ''Nisy olona nanana tanim-boaloboka ary nisy hazon'aviavy nambolena teo" # Nahoana io no avela manimba ny tany? Ilay lehilahy mampiasa fanontaniana mba hanamafisana fa ilay hazo dia tsy ilaina ary tokony hanapaka izany ny mpikarakara zaridaina. DH: "Aza avela hanimba ny tany io"