plt_tn/luk/11/21.md

28 lines
849 B
Markdown

# Rehefa ampy fitaovana ... fananan'ilay lehilahy
Ity dia miresaka momban'i Jesosy mandresy ny Satana sy ireo demoniany toy ny hoe lehilahy mahery kokoa Jesosy izay maka izay an'ny lehilahy mahery.
# alain'ilay lehilahy mahery kokoa amin'ilay lehilahy ny fiadiana
"manala ny fitaovam-piadian'ilay lehilahy sy ny fiarovany"
# voaaro ny hareny
"tsy hisy afaka haka ireo fananany"
# ho robainy ny fananan'ilay lehilahy
"mangalatra ireo fananany" na "naka ny zavatra rehetra izay nilainy"
# Izay tsy miaraka amiko
"ny olona izay tsy manohana Ahy" na "ny olona izay tsy miara-miasa amiko"
# dia manohitra Ahy
''miasa manohitra Ahy." Ity dia maneho ireo izay nilaza fa Jesosy dia miara-miasa amin'i Satana.
# izay tsy miangona miaraka amiko dia misaraka
DH: "izay tsy miteny ny olona mba hanaraka Ahy dia miteny azy ireo mba hanalavitra Ahy"