# Rehefa ampy fitaovana ... fananan'ilay lehilahy Ity dia miresaka momban'i Jesosy mandresy ny Satana sy ireo demoniany toy ny hoe lehilahy mahery kokoa Jesosy izay maka izay an'ny lehilahy mahery. # alain'ilay lehilahy mahery kokoa amin'ilay lehilahy ny fiadiana "manala ny fitaovam-piadian'ilay lehilahy sy ny fiarovany" # voaaro ny hareny "tsy hisy afaka haka ireo fananany" # ho robainy ny fananan'ilay lehilahy "mangalatra ireo fananany" na "naka ny zavatra rehetra izay nilainy" # Izay tsy miaraka amiko "ny olona izay tsy manohana Ahy" na "ny olona izay tsy miara-miasa amiko" # dia manohitra Ahy ''miasa manohitra Ahy." Ity dia maneho ireo izay nilaza fa Jesosy dia miara-miasa amin'i Satana. # izay tsy miangona miaraka amiko dia misaraka DH: "izay tsy miteny ny olona mba hanaraka Ahy dia miteny azy ireo mba hanalavitra Ahy"