plt_tn/luk/11/21.md

849 B

Rehefa ampy fitaovana ... fananan'ilay lehilahy

Ity dia miresaka momban'i Jesosy mandresy ny Satana sy ireo demoniany toy ny hoe lehilahy mahery kokoa Jesosy izay maka izay an'ny lehilahy mahery.

alain'ilay lehilahy mahery kokoa amin'ilay lehilahy ny fiadiana

"manala ny fitaovam-piadian'ilay lehilahy sy ny fiarovany"

voaaro ny hareny

"tsy hisy afaka haka ireo fananany"

ho robainy ny fananan'ilay lehilahy

"mangalatra ireo fananany" na "naka ny zavatra rehetra izay nilainy"

Izay tsy miaraka amiko

"ny olona izay tsy manohana Ahy" na "ny olona izay tsy miara-miasa amiko"

dia manohitra Ahy

''miasa manohitra Ahy." Ity dia maneho ireo izay nilaza fa Jesosy dia miara-miasa amin'i Satana.

izay tsy miangona miaraka amiko dia misaraka

DH: "izay tsy miteny ny olona mba hanaraka Ahy dia miteny azy ireo mba hanalavitra Ahy"