plt_tn/luk/10/29.md

28 lines
921 B
Markdown

# Fa ilay mpampianatra, naniry hanamarina ny tenany, niteny tamin'i Jesosy hoe
"Fa ilay mpampianatra dia te-hahita fomba iray hanamarinana ny tenany, ka hoy izy hoe"
# Namaly azy Jesosy ka niteny hoe
Jesosy namaly ilay lehilahy tamin'ny fitenenana fanoharana. DH: "ho valin-teny, dia nilaza izao tantara izao ho azy Jesosy"
# Iza no namako?
Mety hanampy ny fanampiana fanazavana. DH: "Ary iza no tokony raisiko ho namako sy ho tiaviko toy ny hitiavako ny tenako?" na "Iza amin'ireo olona ireo no namako izay tokony ho tiaviko?"
# Nisy lehilahy iray
Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao amin'ilay fanoharana.
# Izy dia azon'ireo mpandroba
"voadidin'ireo mpandroba izy" na "Nisy mpandroba sasany nanafika azy"
# nanaendaka ireo fananany teny aminy
"naka ny zavatra rehetra nananany" na "nangalatra ny zavatra rehetra teny aminy"
# efa ho faty
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: "efa akaiky ho faty."